Nahoana ianao no tomany (Railovy)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Railovy
Mpamaky : 1422
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 27/10/2001 00:10:03
ID : 153

Imprimer Facebook Facebook
Nahoana ianao no tomany, nahoana re ?
Nahoana re ? Inona e ? Mba lazao ! ! !
Vintana ve no tsy tsara
Sa ny nofo no misy mijaly ?
Inona e ? (2) Mba lazao ! ! !

Vintana ve ? O jereo ny taniko
Jereo ny ra mikoriana hatrao
Nofoko ve ? Tsia ! tsy mijaly sanatria
Ny fireneko migadra mba vonjeo

Ô Hitondray hery vao ... ny taniko
Masoandro e !(2) Omeo ny anjara taratray

Hitondray hery vao ...
Masoandro e ! Ny taninay
Henoy ny vavakay Tompo ô !
Fa ho Anao
Haleloia, Hosana (2)

Hitondray hery vao, sns...

Ny Railovy


http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo