Zaranao (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. kotphdyv Zaranao fa velon'aina
Tombontsoa ho antsika koa anio
Ka ny Tompo, no Derao
Ka ny Fitiavany, hyyeu ny Fitiavany hobio
Tombontsoa anie izany
Miandry Anao 'zany Tany ('zany Tany)
Mba ho tsara sady soa.
REF : Zaranao fa velon'aina
Fa ireo Hafa anie ka lasa
Mivonona mba ho tsara
Sy Misaina mba ho hendry
Tsy natao hipetra-poana
Ianao 'zay velona ety an-tany
Fa hanefa ny adidy
Ka mba saino sy eritrereto.
2. Zaranao Fa velon'aina
Tombon'andro omen'ny Tompo izao (anie izao)
Ka izy Tompo, no ankasitraho
Ka ny Fahasoavany, sy ny Fitiavany ambarao
Tombontsoa anie izany.
Fitiavan-dehibe tokoa
Koa araraoty fa izany agsvgplb (re tononkira.serasera.org izany)
Fa tsy manam-paharoa.
A/C : HARIVONY Michel
Tombontsoa ho antsika koa anio
Ka ny Tompo, no Derao
Ka ny Fitiavany, hyyeu ny Fitiavany hobio
Tombontsoa anie izany
Miandry Anao 'zany Tany ('zany Tany)
Mba ho tsara sady soa.
REF : Zaranao fa velon'aina
Fa ireo Hafa anie ka lasa
Mivonona mba ho tsara
Sy Misaina mba ho hendry
Tsy natao hipetra-poana
Ianao 'zay velona ety an-tany
Fa hanefa ny adidy
Ka mba saino sy eritrereto.
2. Zaranao Fa velon'aina
Tombon'andro omen'ny Tompo izao (anie izao)
Ka izy Tompo, no ankasitraho
Ka ny Fahasoavany, sy ny Fitiavany ambarao
Tombontsoa anie izany.
Fitiavan-dehibe tokoa
Koa araraoty fa izany agsvgplb (re tononkira.serasera.org izany)
Fa tsy manam-paharoa.
A/C : HARIVONY Michel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 12/06/2026 15:04
