Tambatra Fihavanana (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/TOLIARA:Eééééééé eha!!!!
Mipolia koahy am'fihavàna
Tsika Gasy iaby iaby leha hifankatia
Leha ka mandigny ela
Fihavana ka avela
Soa avao longo (x4)
2/FIANARA:
Roy e e Roy aaa (x2)
(Kilongan'ny Fianara gne Roy aa
Hamitragna fihavanana soa) x2
Roy ee e Roy aa (x2)
(Agnao zay misalasala avia
Ahia fihavanagna ahia) x2
3/IARIVO:
Dihizo re ny sorokao
Asio latsitanana
Hirao fampihavanana
Amin'ny samy Malagasy
Andeha hanandram-peo (ô ô ô ô)
Isika ry zareo (ô ô ô ô)
Eny ô Eny ô (x3)
Ry Malagasy mihavana a!
4/MAHAJANGA:
Oa niny e! Oa zama a (x2)
Basy eky jery tsy mampanjary
Alôhy antsika hifankatià
Natà matsagna ndre matonaly
Ny fihavana ara tsakaraho
Oa (Ewà) x4
5/DIEGO:
Aia aia narô tsisy jery barofô
Allô hifankatià fihavanagna ampidiro
Eya eya (x4)
(Rombo)
6/TOAMASINA:
Tiàkô tiàkô fihavanagna e ia (x2)
Anô mbôla vignitr'io sy mandolom-pô
Zaho ara mandigny anô hisongerigny e
Mihiregna migna angay e
Mifamelà sy mihavana
Gasy Gasy mihavagna x2
Mihiregna migna angay e
Mifamelà sy mihavana!
A/C: J.Joséa RABEARIVELO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 10/06/2026 09:46
