Etsy Hafarako (Guy Andriamadaoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry volana ô
Mahita ny any ho any
Veloma hoe amin'ilay havako
Izaho aty dia sento sy bouls tomany
Izy irery no tiako ho namako
Ianao figgquo mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa nqeobl mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
OOO
OOO
OOO
Ianao mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy tononkira.serasera.org mifindra
A/C : Rolland Raelison
Discomad – EP 64
Mahita ny any ho any
Veloma hoe amin'ilay havako
Izaho aty dia sento sy bouls tomany
Izy irery no tiako ho namako
Ianao figgquo mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa nqeobl mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy mifindra
OOO
OOO
OOO
Ianao mitsinjo sy mahita
Ny tontolo sy izao rehetra izao
Ny foko kosa mantsy te hiampita
(Any) amin'ilay havako mamiko izay
Ry volana ô
Etsy hafarako
amin'ilay havako mamiko indrindra
Veloma hoe
(Any) amin'ilay namako
Fa ny foko ho azy tsy tononkira.serasera.org mifindra
A/C : Rolland Raelison
Discomad – EP 64
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Guy AndriamadaoroVisites : 167
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 10/06/2026 21:47
