Masina Maria (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina, masina Maria
Reny tononkira.serasera.org yhxizcdp mpiahy, mitantana ny dia
Faly, manana Anao
Iankinan-doha
Ho fangatahiko ooo!
Ry Mpanjaka vavy
Mba tahio 'zahay
Ho tody eo an-tendrombohitra masina.
Masina, masina Maria
Mazava fo, miteny izay mahasoa
Madio, madio indrindra
Mpamindra fo, huwilg fitiavana ihany koa.
Loharanon'ny soa
Mihantra tokoa
Mba ivavaho aho
Hanana fadiovam-po.
Reny tsy azon'ny ota
Kintana fitarikandro
Nosoavin'ny Ray
Mendrika ho bbtlktqj deraina.
Ry Mpanjaka vavy...
Loharanon'ny soa...
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Reny tononkira.serasera.org yhxizcdp mpiahy, mitantana ny dia
Faly, manana Anao
Iankinan-doha
Ho fangatahiko ooo!
Ry Mpanjaka vavy
Mba tahio 'zahay
Ho tody eo an-tendrombohitra masina.
Masina, masina Maria
Mazava fo, miteny izay mahasoa
Madio, madio indrindra
Mpamindra fo, huwilg fitiavana ihany koa.
Loharanon'ny soa
Mihantra tokoa
Mba ivavaho aho
Hanana fadiovam-po.
Reny tsy azon'ny ota
Kintana fitarikandro
Nosoavin'ny Ray
Mendrika ho bbtlktqj deraina.
Ry Mpanjaka vavy...
Loharanon'ny soa...
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 282
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 12/06/2026 15:13
