Hihira aho (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ravoravo e 'zany foko
Hitory an'i Krsity no ijoroko
Mpisolovava ahy no ventsoventsoko.
Azoazo ery ny aina
Fa i Jesoa Kristy no hiraina
Hidera Azy Tompo no
Efa masaka an-tsaina.

Ref : Hihira aho ny Hafatrao
Hitory ny evanjely.
Tsy hivily @làlanao
'Ndreto 'zahay mandimby ireo zoky e
Mijoro mitondra ny tenin'i Tompo e
Fanahy masina no tonga anatin'ny foko e
'Ndao tsika e hiaraka
Hitambatra, tsy tononkira.serasera.org hisaraka.

2. Hankalaza fmbmdo ny Anaran'
Andriamanitra amin'ny fihirana aho
Hanandratra Azy hatrany amin'ny ssdtmy saotra.
Sambasambatra ny lyruacmz tenako
An-tranon'i Tompo no fonenako
Vavaka sy hira no hameno ny andro rehetra.

Hafatra no ampita
Mba ho renesintsika
Atao an-kitsim-po
Satria masina ilay Tsitsoha.
Hirahira sy fiderana
Hitoriana ny Hatsarany
HO tafita hatrany hatrany
@faravazantany.

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima Tangaina
Vangy : 290
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 12/06/2026 14:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313