Tsy mahafoy (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mivavaka ianao, mangataka ianao
Mba ho foana ny tomany
Nefa indrisy hatramin'izao
Mbola ny eo ihany no eo
Dia iny ianao, fa halaim-panahy
Manome tsiny ny Ray
Fa tsy mamaly vavaka izy
Sady koa tsy mba mihaino ahy
Ref:
Jesosy aloha tsy mahafoy anao
Fa misy toetra ratsy tiany ho hafoinao
Fa fitiavana Izy be fitia
Tsy mahafoy ny olona ety
F'isika ety no be siasia
Hatramin'izao dia oonalign mbola mania
Fa fitiavana Izy tsy mahafoy
Mbola miandry ny ivqewa fiovanao
2.Dia kivy, mila hitomany
Tsy mivaha ireo olanao
Ny helotsika indraindray
No tsy hamaliny ny vavakao
Tsy mahafoy anao ny Tomponao
Mila hafoy ireo ratsy atao
Amin'izay mihaino anao Izy
Ho tsapanao ny fitiavany
Ref:.... ×2
Tsy mahafoy tononkira.serasera.org ny Jesosinao
Mila mamoy ny ratsy ianao dtpgf ×2
Mba ho foana ny tomany
Nefa indrisy hatramin'izao
Mbola ny eo ihany no eo
Dia iny ianao, fa halaim-panahy
Manome tsiny ny Ray
Fa tsy mamaly vavaka izy
Sady koa tsy mba mihaino ahy
Ref:
Jesosy aloha tsy mahafoy anao
Fa misy toetra ratsy tiany ho hafoinao
Fa fitiavana Izy be fitia
Tsy mahafoy ny olona ety
F'isika ety no be siasia
Hatramin'izao dia oonalign mbola mania
Fa fitiavana Izy tsy mahafoy
Mbola miandry ny ivqewa fiovanao
2.Dia kivy, mila hitomany
Tsy mivaha ireo olanao
Ny helotsika indraindray
No tsy hamaliny ny vavakao
Tsy mahafoy anao ny Tomponao
Mila hafoy ireo ratsy atao
Amin'izay mihaino anao Izy
Ho tsapanao ny fitiavany
Ref:.... ×2
Tsy mahafoy tononkira.serasera.org ny Jesosinao
Mila mamoy ny ratsy ianao dtpgf ×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 117
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 12/06/2026 12:44
