BABONAO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ampy angamba ny fiteny
sy ireo voalazako ombieny
fa tena anao anie aho,
toa tsy ho tononkira.serasera.org aiko ny handao
efa feno loatra lhmywmp anao aho
Toa mitombo hery hatrany
ny omaly resin’ny androany
ny hany tsapako dia hsefmfgf izao
he,tsy misy tahaka anao
hadinoko izao rehetra izao
babonao ny foko,fa babonao
efa babo tsotra izao;
inty aho anjakao
fa foiko ho anao ny amiko,omeko anao
ny adiady indraindray
toa nanafana indray ilay fitiavanay
fa tena ory sy hijaly
dia aleoko mintsy tsy qbqevnu hary
raha sanatria ianao tsy ho ahy
sy ireo voalazako ombieny
fa tena anao anie aho,
toa tsy ho tononkira.serasera.org aiko ny handao
efa feno loatra lhmywmp anao aho
Toa mitombo hery hatrany
ny omaly resin’ny androany
ny hany tsapako dia hsefmfgf izao
he,tsy misy tahaka anao
hadinoko izao rehetra izao
babonao ny foko,fa babonao
efa babo tsotra izao;
inty aho anjakao
fa foiko ho anao ny amiko,omeko anao
ny adiady indraindray
toa nanafana indray ilay fitiavanay
fa tena ory sy hijaly
dia aleoko mintsy tsy qbqevnu hary
raha sanatria ianao tsy ho ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 23590
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/04/2008 14:06
