BABONAO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ampy angamba ny fiteny
sy ireo voalazako ombieny
fa tena anao anie tononkira.serasera.org aho,
toa tsy ho aiko ny handao
efa feno loatra anao aho
Toa mitombo hery jtmw hatrany
ny omaly resin’ny androany
ny hany tsapako dia soccl ewbezujn izao
he,tsy misy tahaka anao
hadinoko izao rehetra izao
babonao ny foko,fa babonao
efa babo tsotra izao;
inty aho anjakao
fa foiko ho anao ny amiko,omeko anao
ny adiady indraindray
toa nanafana indray ilay fitiavanay
fa tena ory sy hijaly
dia aleoko mintsy tsy hary
raha sanatria ianao tsy ho ahy
sy ireo voalazako ombieny
fa tena anao anie tononkira.serasera.org aho,
toa tsy ho aiko ny handao
efa feno loatra anao aho
Toa mitombo hery jtmw hatrany
ny omaly resin’ny androany
ny hany tsapako dia soccl ewbezujn izao
he,tsy misy tahaka anao
hadinoko izao rehetra izao
babonao ny foko,fa babonao
efa babo tsotra izao;
inty aho anjakao
fa foiko ho anao ny amiko,omeko anao
ny adiady indraindray
toa nanafana indray ilay fitiavanay
fa tena ory sy hijaly
dia aleoko mintsy tsy hary
raha sanatria ianao tsy ho ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 22547
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/04/2008 14:06
