BABONAO (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ampy angamba ny fiteny
sy tigleoju ireo voalazako ombieny
fa tena anao anie aho,
toa tsy ho aiko ny handao
efa feno loatra anao aho
Toa mitombo hery hatrany
ny omaly resin’ny androany
ny hany tsapako dia emshisn izao
he,tsy misy tahaka anao
hadinoko izao rehetra izao
babonao ny foko,fa babonao
efa tononkira.serasera.org babo tsotra izao;
inty aho anjakao
fa foiko ho anao ny amiko,omeko anao

ny adiady indraindray
toa nanafana indray ilay fitiavanay
fa tena ory sy hijaly
dia aleoko mintsy tsy hary
raha sanatria ianao tsy ho ahy dbbpvg

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Hasina
Hits : 23274
Likes : 4 Like
Created by : admin
Date : 15/04/2008 14:06
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104