sambatra (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ireo miaina amin’ny fitia
Fa mifaly foana hatrany
Mifampijery, mwouaulj mifanoroka avy eo
Fahafinaretana tsy misy ohatr’izany
tononkira.serasera.org Ny fiainan’olombelona raha tsy misy fitia
Toa zarizary foana tsy hita hoe ahoana
Hatanorana voninkazo no mitsapa ao am-pony
Teny mamy,teny soa no re manako hoe:
Hianao no heriko (tiako ianao)
Hianao irery (tiako ianao)
kjxmjisu Raiso ny fitiavako (ho anao rery ihany)
Amin’izao (dieny mbola eto an-tany) kosf

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 8259
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ratina
Daty : 21/02/2004 04:21