sambatra (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     Sambatra ireo miaina amin’ny fitia
     Fa mifaly foana hatrany
     Mifampijery, mifanoroka avy eo
     Fahafinaretana tononkira.serasera.org tsy misy ohatr’izany
          Ny fiainan’olombelona raha tsy misy fitia
          Toa zarizary foana tsy hita hoe ahoana
          Hatanorana voninkazo no mitsapa ao am-pony
          Teny mamy,teny soa no re manako hoe:
   vxopfpj              Hianao no heriko (tiako ianao)
                Hianao irery coyj (tiako ianao)
                Raiso ny fitiavako (ho anao rery ihany)
               ngyabc  Amin’izao (dieny mbola eto an-tany)                  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kiaka
Visites : 8328
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ratina
Date : 21/02/2004 04:21
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131