sambatra (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ireo miaina amin’ny fitia
Fa mifaly foana hatrany
Mifampijery, mifanoroka avy eo
Fahafinaretana tsy misy ohatr’izany
Ny fiainan’olombelona raha tsy misy fitia
ohflcyeu Toa zarizary foana tsy hita hoe ahoana
Hatanorana voninkazo tononkira.serasera.org no mitsapa ao am-pony
gyemhhm Teny mamy,teny soa no re manako hoe:
Hianao no heriko (tiako ianao)
Hianao irery (tiako ianao)
Raiso ny fitiavako (ho anao rery ihany)
Amin’izao (dieny mbola eto an-tany) cghfcnbr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 8481
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ratina
Daty : 21/02/2004 04:21