sambatra (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     Sambatra ireo miaina amin’ny fitia
     Fa mifaly foana hatrany
     Mifampijery, mifanoroka avy eo
     Fahafinaretana tsy misy ohatr’izany
          Ny fiainan’olombelona raha tsy misy fitia
   kjah        Toa zarizary foana tsy hita hoe ahoana
          Hatanorana voninkazo no mitsapa ao am-pony
          Teny mamy,teny soa no re manako hoe:
     tononkira.serasera.org            Hianao no heriko (tiako ianao)
                Hianao irery (tiako ianao)
                Raiso ny fitiavako (ho anao rery ihany)
          glwkvfs       Amin’izao (dieny mbola eto an-tany) oyqpw                  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kiaka
Hits : 8328
Likes : 1 Like
Created by : ratina
Date : 21/02/2004 04:21
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0192