Andriamanitra o (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitro o
Andriamanitro ianao,mitady anao
Mitady anao fatratra aho
Fa mangetaheta anao ny fanahiko
Maniry lfuv anao ny nofoko Ray o
Andriamanitro o,ianao ewwcgcwz no fialofako
Feno fahoriana raha ny tononkira.serasera.org fiainanay ety
Sento fijaliana,rakotr’haizina Ray o
Nefa mba ho aiza moa zawmgje zahay,iza no hitarainanay
Ianao lay tsy mandao,Tompo tsy mba mahafoy anay
Andriamanitro o,ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy,
Faingana ianao hanafaka ahy Ray o,Andriamanitro o
Ianao no fiarovako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 25938
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rah-njara
Daty : 12/08/2005 02:25