Andriamanitra o (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitro o
Andriamanitro ianao,mitady anao
Mitady anao fatratra biwqcp aho
Fa mangetaheta anao ny fanahiko
Maniry anao ny nofoko Ray o
Andriamanitro o,ianao no fialofako
Feno vjlaimt fahoriana raha ny fiainanay ety
Sento fijaliana,rakotr’haizina Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay,iza no hitarainanay
Ianao lay tsy mandao,Tompo tsy mba mahafoy boilotgm anay
Andriamanitro o,ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy,
Faingana ianao hanafaka ahy Ray o,Andriamanitro o
Ianao no tononkira.serasera.org fiarovako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Hasina
Vangy : 25213
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rah-njara
Daty : 12/08/2005 02:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113