Andriamanitra o (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitro o
Andriamanitro ianao,mitady anao
Mitady anao fatratra aho
Fa mangetaheta anao ny fanahiko
Maniry anao ny tononkira.serasera.org nofoko Ray o
Andriamanitro o,ianao no fialofako
Feno fahoriana raha ny fiainanay ety
Sento fijaliana,rakotr’haizina Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay,iza no icesodqw hitarainanay
Ianao lay tsy mandao,Tompo fkwu tsy mba mahafoy anay
Andriamanitro nufsa o,ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy,
Faingana ianao hanafaka ahy Ray o,Andriamanitro o
Ianao no fiarovako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 25834
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : rah-njara
Date : 12/08/2005 02:25