Andriamanitra o (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitro o
Andriamanitro ianao,mitady anao
Mitady anao fatratra aho
Fa mangetaheta anao ny fanahiko
Maniry anao ny nofoko Ray o
Andriamanitro o,ianao no fialofako
Feno fahoriana raha ny djbrmny fiainanay ety
Sento tononkira.serasera.org fijaliana,rakotr’haizina Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay,iza no hitarainanay
Ianao lay tsy mandao,Tompo tsy mba mahafoy anay
Andriamanitro o,ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy,
Faingana ianao hanafaka ojtqf ahy Ray swzotudm o,Andriamanitro o
Ianao no fiarovako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 25835
Likes : 2 Like
Created by : rah-njara
Date : 12/08/2005 02:25