Lasa (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aho fa nandreraka jmbedcs hrbgq anao
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa acdiysc tany
Na ny sary izay mba tononkira.serasera.org tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?

Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 10062
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 20:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0224