Lasa (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aho fa nandreraka anao
Ireo toetrako gjhxsmk hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao tononkira.serasera.org hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka dpgw lasa, ka tandremo tismveqx tsara sao potraka ianao e!
Ireo toetrako gjhxsmk hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao tononkira.serasera.org hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka dpgw lasa, ka tandremo tismveqx tsara sao potraka ianao e!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 10567
Likes : 2 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 06/03/2003 20:10
