Lasa (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aho fa nandreraka anao
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa yllx inona moa tononkira.serasera.org no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja sy effbybar tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao nbajhg potraka ianao e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 10369
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 20:10