Lasa (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa qrbzoj aho fa nandreraka anao
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako tononkira.serasera.org sisa tany
Na ny sary izay mba uoiova tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita iwtzw manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e!
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako tononkira.serasera.org sisa tany
Na ny sary izay mba uoiova tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita iwtzw manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 10370
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 06/03/2003 20:10
