ATAOKO AHOANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana Anao
Tompo tokana tkrme tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momba tononkira.serasera.org ahy hmyrsec sy miahy
Mikolokolo, mitaiza ny ajpkcmeh aram-panahy
Very aho angamba raha ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e ny miaina raha tsy misy Anao
Lalao RANDRIANARISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 2866
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 31/07/2017 09:06