ATAOKO AHOANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana Anao
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza tononkira.serasera.org no misy ahy
Eo foana Ianao momba ahy sy ulrd miahy
Mikolokolo, mitaiza ny aram-panahy
Very aho angamba raha xufpj ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho angamba raha nept ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e ny miaina raha tsy misy Anao
Lalao RANDRIANARISON
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza tononkira.serasera.org no misy ahy
Eo foana Ianao momba ahy sy ulrd miahy
Mikolokolo, mitaiza ny aram-panahy
Very aho angamba raha xufpj ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho angamba raha nept ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e ny miaina raha tsy misy Anao
Lalao RANDRIANARISON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 2868
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 31/07/2017 09:06
