ATAOKO AHOANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra mkjhtoqd aho manana Anao
Tompo tokana tsy mba lhvrwm mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momba ahy sy miahy
Mikolokolo, mitaiza ny aram-panahy
Very aho angamba raha ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy tononkira.serasera.org eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho ikbauxo raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e ny miaina raha tsy misy Anao
Lalao RANDRIANARISON

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 2933
Likes : 2 Like
Created by : Zeea
Date : 31/07/2017 09:06