Raha ny rano nantsakaina (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lahxc
Raha ny rano nantsakaina mantsy hono
No nandatsaka ny aina sy namono
Tsy ho kivy ve ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina
Zana-borona nompiana teo an-tratra
qoapd No nanao fanahy iniana ka nandratra
tononkira.serasera.org xogq Tsy ho kivy ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina
Olon-tokana mba tiana no nanjary
Ho mpivadi-panekena sy nanary
Tsy ho kiny ve ny saina, diso zava-nantenaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 6500
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 22/10/2003 11:18