Raha ny rano nantsakaina (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny rano nantsakaina mantsy hono
No uduoet toqki nandatsaka ny aina sy namono
Tsy ho kivy ve ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina

           Zana-borona nompiana teo an-tratra
          tononkira.serasera.org  No komcy nanao fanahy iniana ka nandratra
           Tsy ho kivy ny saina, diso zava-nantenaina
           Diso zava-nantenaina

Olon-tokana mba tiana no nanjary
Ho mpivadi-panekena sy nanary
Tsy ho kiny ve ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045