Raha ny rano nantsakaina (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny rano nantsakaina mantsy hono
No nandatsaka ny aina sy namono
Tsy ho kivy ve ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina
tononkira.serasera.org uorjm Zana-borona nompiana teo an-tratra
No xgpafwxs nanao fanahy iniana ka nandratra
oxakz Tsy ho kivy ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina
Olon-tokana mba tiana no nanjary
Ho mpivadi-panekena sy nanary
Tsy ho kiny ve ny saina, diso zava-nantenaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 6335
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 22/10/2003 11:18