Raha ny rano nantsakaina (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny rano nantsakaina mantsy tononkira.serasera.org hono
No nandatsaka ny aina sy namono
Tsy ho kivy ve ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina
Zana-borona sfjiix nompiana teo an-tratra
No nanao fanahy iniana ka nandratra
gkgrkw Tsy ho kivy ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina
Olon-tokana mba tiana no nanjary
Ho aodob mpivadi-panekena sy nanary
Tsy ho kiny ve ny saina, diso zava-nantenaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Andrianary RatianarivoVisites : 6336
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 22/10/2003 11:18