Hoento any (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoento any aho hoento any aho eh
Hanaraka anao eh, za tse tsy maditra
Fa mba ento any aho (Fiv)
Fitiavana ato ampoko, mampivaralila , mila anao hitsabo , fa mba hoento any aho (Fiv)
Ref:
Na mangotraka aza ny any (Iaretako foana eh)
Ambaranao mampitomany (ny aty kely misaoma eh) ( x2)
Ilazao obln amin'ery mama eh, fa hoavy hono ilay gona ah, hanagno ny fomba eh ka nhyos mba hoento any aho (Fiv)
Ilazao am valilahy eh, fa hoavy hono ilay gona
hitondra ny tapimaso, ka mba hoento any aho (Fiv)
Ref :
Izay tianao ro tiako (8x)
Toakanareo erhqa tsy mahalany varingoaka (2x
Toakanareotsy mahalany vodintonta (2x)
Rehefaronga amintsika anao eeh
Tsy avelako manasa lovia
Tsy avelako mamafa tokontany
Tsy avelako mandeha antanimbary
Atao veloma ny sasa lamba eh, rawi eeh ...
Marina eeh tononkira.serasera.org !!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 953
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 18/07/2023 21:10