Manigny (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marobe tsy voatanisa ah
Ny faritra eto jicwcjt Gasikara
Samy panguakz manana mampiavaka azy
Alaotra Mangoro , tany niaviako
Raha tratra fety antanin'olo
Izaho tia hody aminay any eeh
Aza hadinonareo lavitra any
Fa zahay aty miandry aketo oh !
REF:
Manigny eh, 'zaho zegny tia hody eh
Manigny eh, 'zaho zegny mahatsiaro (2x)
Antsihanaka ah !
Na dia mafy tsy moramora ah
Fahavaratra mafy ny ady
Rehefa tonga ny fararano
Maintany zahay managno baly eh
Indraindray tena tsy tamana
Velontegna aty tsy maintsy atao oh
Mahatsiarotsiaro ny any antanagna
Fararano akay manosy vary eh
Ref:
Eny lehiretsy ah, tononkira.serasera.org mahatsiaro ny any antanagna foana fa..
Ny zjfjaf fitadiavana no manery ...
Ny faritra eto jicwcjt Gasikara
Samy panguakz manana mampiavaka azy
Alaotra Mangoro , tany niaviako
Raha tratra fety antanin'olo
Izaho tia hody aminay any eeh
Aza hadinonareo lavitra any
Fa zahay aty miandry aketo oh !
REF:
Manigny eh, 'zaho zegny tia hody eh
Manigny eh, 'zaho zegny mahatsiaro (2x)
Antsihanaka ah !
Na dia mafy tsy moramora ah
Fahavaratra mafy ny ady
Rehefa tonga ny fararano
Maintany zahay managno baly eh
Indraindray tena tsy tamana
Velontegna aty tsy maintsy atao oh
Mahatsiarotsiaro ny any antanagna
Fararano akay manosy vary eh
Ref:
Eny lehiretsy ah, tononkira.serasera.org mahatsiaro ny any antanagna foana fa..
Ny zjfjaf fitadiavana no manery ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 796
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 17/07/2023 20:32
