Hoento any (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoento any aho hoento any aho eh
Hanaraka anao eh, za tse tsy maditra
Fa mba ento any aho (Fiv)
Fitiavana ato ampoko, mampivaralila , mila dubcerr anao hitsabo , fa mba hoento any aho (Fiv)
Ref:
Na mangotraka aza ny any (Iaretako foana eh)
Ambaranao mampitomany (ny aty kely misaoma eh) ( x2)
Ilazao amin'ery mama eh, fa hoavy hono ilay gona ah, hanagno ny fomba eh xaiyfj ka mba vnmclnm hoento any tononkira.serasera.org aho (Fiv)
Ilazao am valilahy eh, fa hoavy hono ilay gona
hitondra ny tapimaso, ka mba hoento any aho (Fiv)
Ref :
Izay tianao ro tiako (8x)
Toakanareo tsy mahalany varingoaka (2x
Toakanareotsy mahalany vodintonta (2x)
Rehefaronga amintsika anao eeh
Tsy avelako manasa lovia
Tsy avelako mamafa tokontany
Tsy avelako mandeha antanimbary
Atao veloma ny sasa lamba eh, rawi eeh ...
Marina eeh !!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Gonna MusicVisites : 913
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mboula Ny Rotsy
Date : 18/07/2023 21:10