You are here: home > Tononkira > Gonna Music

Tsy atao f'atao (Gonna Music)

Ref:
Tsy atao f'atao zavavy, tsy atao f'atao
Miteratera amin'olo tsy vita fomba
Tsy atao f'atao zavavy tsy atao f'atao
Miteratera amin'olo tsy vita fomba ké!

Maro amintsika tanora manary jery eh
Werawera fa nahazaka bogosité
N'a izy koa star gaogna maharavoravo saigny
Fa ny amaray zavavy tsy digninao

Maro tia andeha aloha hoe maka avantage
Indesigny antrano anao 'fa paré courage
Tsy ataony fomban'olo vonona hivady
Mtononkira.serasera.orgahasetry ananjy agnano f'agnao ty mpivady

Ref: ...

Andalambe agnarô kara olo tsy ho faty eky eh
Mifanorokoroko safosafo tsy menatr'olo
Ataovy antsaigna vaiavy agnao saropady eh
Sagnatria hisaraka tsisy mpangala vady...

Io poerapoeranao sary facebook
Fa io lehilahinao io ve sur fa azo toky?
Publication andry hoe "Bae, Bae"
Ny ampitso koa efa "Bye , Bye " eh!

Ref: .....

Maro amintsika tanora manary jery .....

Ref: ......


Mboula ny rotsy

Mpihira : Gonna Music
Mpamaky : 84
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Mboula Ny Rotsy
Tamin'ny : 11/06/2022 06:06:57
ID : 14304

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo