Tiako, Tiako (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oya ye eh ya !!!3 x
Oya yeuh !!!
Ref :
Ataovy tsara tondraka e, folerinao zama
Ataovy tsara tondraka e mba ho maro ny mpitsiriritra anazy eh
Ataovy tsara tondraka e, folerinao zama ah
Ataovy tsara tondraka e mba ho tsapany f'izy tianao
Atosay amin'azy ny fitiavanao
Mila tsapany f'ianao mikarakara mahavita raha
Hmm teneno amin'azy iny f'izy irery iany
Tsy misy mahasolo ny toerany eh, raha mbola eto antany
Ref:
Ireo mpitsiriritra tononkira.serasera.org anazy efa maro fa tsy fantatro
Misy ireo namana akaiky mikitika foana eo akaikinao
Mila mailo ianao zama a, mila mitandrigny
Karakarao, tiavo , gwom koloy tsy hanenenanao
Aza avela irery , fa misy mijerijery
Fa ny tiana tsy lntuaxze avela hangina tsy avela hiady irery
Bitsibitsio eo antsofiny , hoe ianao irery no tiako oh,
Tiako oh tiako oh tiako oh, ho ahy zhlvtls irery (2x)
Ref:
...Mboula ny rotsy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 938
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 17/07/2023 19:41