Hoento any (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoento any aho hoento any aho eh
Hanaraka anao eh, za tse zoifzl tsy maditra
Fa mba ento any aho (Fiv)
Fitiavana ato ampoko, mampivaralila , mila anao hitsabo , fa mba hoento any aho (Fiv)
Ref:
Na mangotraka aza ny any (Iaretako foana eh)
Ambaranao mampitomany (ny aty kely misaoma eh) ( x2)
Ilazao gkftaofz amin'ery mama eh, fa hoavy hono ilay gona ah, hanagno ny fomba eh ka mba hoento any aho (Fiv)
Ilazao tononkira.serasera.org am valilahy eh, fa hoavy hono ilay gona
hitondra ny tapimaso, ka mba hoento any aho (Fiv)
Ref :
Izay tianao ro tiako (8x)
Toakanareo tsy mahalany varingoaka (2x
Toakanareotsy mahalany vodintonta (2x)
Rehefaronga amintsika anao eeh
Tsy avelako manasa lovia
Tsy xhfsfkx avelako mamafa tokontany
Tsy avelako mandeha antanimbary
Atao veloma ny sasa lamba eh, rawi eeh ...
Marina eeh !!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gonna MusicHits : 912
Likes : 0 Like
Created by : Mboula Ny Rotsy
Date : 18/07/2023 21:10