Hoento any (Gonna Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoento any aho hoento any aho eh
Hanaraka anao eh, za poesjz tse tsy maditra
Fa mba ento any aho (Fiv)
Fitiavana ato ampoko, mampivaralila , mila anao hitsabo tblx , fa mba hoento any aho (Fiv)
Ref:
Na mangotraka aza qkkmo ny any (Iaretako foana eh)
Ambaranao mampitomany (ny tononkira.serasera.org aty kely misaoma eh) ( x2)
Ilazao amin'ery mama eh, fa hoavy hono ilay gona ah, hanagno ny fomba eh ka mba hoento any aho (Fiv)
Ilazao am valilahy eh, fa hoavy hono ilay gona
hitondra ny tapimaso, ka mba hoento any aho (Fiv)
Ref :
Izay tianao ro tiako (8x)
Toakanareo tsy mahalany varingoaka (2x
Toakanareotsy mahalany vodintonta (2x)
Rehefaronga amintsika anao eeh
Tsy avelako manasa lovia
Tsy avelako mamafa tokontany
Tsy avelako mandeha antanimbary
Atao veloma ny sasa lamba eh, rawi eeh ...
Marina eeh !!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gonna MusicVangy : 1038
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mboula Ny Rotsy
Daty : 18/07/2023 21:10