You are here: home > Tononkira > Gonna Music

Lesona (Gonna Music)

Ny nenina tokoa, no hany mpanoro
Raha sendra fahadisoana ireo taloha
Ka afaka hananatra, hanitsiana izay mbola hoavy

F'izay teo aloha , tsy azo hiverenana intsony
Tsy afaka fafana ireo fa aoka aloha...
Ho any , ny hoavy indray no aleo hoavy !

Atomboko amin'ny tsaratononkira.serasera.org ireo sisa
Ho valin'ny fahiny, izay vita ...
Hovoakosoka ireo izay nandratra
Antsika hatrizay...

Ref: Raha mety ianao dia ...
        'Ndao hiaradia hanarina ireo izay efa tsy nety
        Raha mety ianao dia ...
        Hifankatia tolory tanana aho


Mboula ny rotsy \ Lanto Razafindrakoto

Mpihira : Gonna Music
Mpamaky : 113
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Mboula Ny Rotsy
Tamin'ny : 11/06/2022 06:07:14
ID : 14302

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo