Ny fitiavantsika (Ny any aminay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy sady masinany voady nifanaovana
tapitr'eo ny sangisangy sy ny ora nilalaovana
fa vonona hijoro, hifanaiky ny ho doria
hibanjina ny ho avy, hanamafy ilay fitia
x2

Ref:
Fiaim-baovao, krxgvanw arahim-pitiavana
No hery ho entintsika, hitsinjo Tanindrazana
Hasambaram-pifaliana, hatreto ka hatrany
Ho tretrika isika, hiadana tononkira.serasera.org ny tany

Hifampitanana eny, handrato fahendrena,
hikatsaka ny soa, hitana izay nekena
Hiombon'alahelo, ifampizara hafaliana
hanondana ny loha, eo an-tratran'olon-tiana
x2

Ref 2:
Fa tany paradisa, akany volamena
io jyse no tanjontsika, ary ho any Firenena
Ho kolointsika hatrany, ilay fitiavan-tsarobidy
ho vatsim-panahy, hiatrehana ny adidy.

A/C: Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA
falb

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny any aminay
Vangy : 2351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zo_nomena
Daty : 02/12/2019 08:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0244