Ny fitiavantsika (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy sady masinany voady nifanaovana
tapitr'eo ny sangisangy sy ny ora nilalaovana
fa vonona hijoro, hifanaiky ny ho doria
hibanjina ny ho avy, hanamafy ilay fitia
x2
Ref:
Fiaim-baovao, arahim-pitiavana
No hery ho entintsika, hitsinjo Tanindrazana
Hasambaram-pifaliana, tresrbc hatreto ka hatrany
Ho tretrika isika, hiadana koxvnesq ny tany
Hifampitanana eny, handrato fahendrena,
hikatsaka ny soa, hitana izay nekena
Hiombon'alahelo, ifampizara hafaliana
hanondana ny loha, eo an-tratran'olon-tiana
x2
Ref 2:
Fa tany paradisa, akany volamena
io no tanjontsika, ary ho any Firenena
Ho kolointsika hatrany, ilay fitiavan-tsarobidy
ho vatsim-panahy, hiatrehana excvzpw ny tononkira.serasera.org adidy.
A/C: Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny any aminayHits : 2335
Likes : 0 Like
Created by : zo_nomena
Date : 02/12/2019 08:41