Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fitiavantsika (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy sady masinany voady nifanaovana
tapitr'eo ny sangisangy sy ny ora cgujl nilalaovana
fa vonona hijoro, tononkira.serasera.org hifanaiky ny xcdweung ho doria
hibanjina ny ho avy, hanamafy ilay fitia
x2
Ref:
Fiaim-baovao, arahim-pitiavana
No hery ho entintsika, hitsinjo Tanindrazana
Hasambaram-pifaliana, hatreto ka hatrany
Ho tretrika isika, hiadana ny tany
Hifampitanana eny, handrato fahendrena,
hikatsaka ny soa, hitana izay nekena
Hiombon'alahelo, ifampizara hafaliana
hanondana ny loha, eo an-tratran'olon-tiana
x2
Ref 2:
Fa tany sttxa paradisa, akany volamena
io no tanjontsika, ary ho any Firenena
Ho kolointsika hatrany, ilay fitiavan-tsarobidy
ho vatsim-panahy, hiatrehana ny adidy.
A/C: Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 2336
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zo_nomena
Daty : 02/12/2019 08:41