REDONY (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Redony ny hira hanakoako
Araho tehaka jpyrh sy lamako
Ny tia sy ny zfieulnp tiana no tafaray
Ka velo-korana ny havanay
Feom-baliha mitaraindraina
Mampitsanga-mitoetra ireo malaina
Vahiny mandalo toa taratara
Asandrato fa kanton’i Gasikara
O ! ry lahy e ! Ô ! re roy e !
Tolory lamba aho hisikinako
Misy manadala tononkira.serasera.org e ! misy manadala e !
Misy mikitika eto an’ilako
Ny dihy latsi-tànana mahavariana
Ravahan’ny tsiky ka mahasondriana
Tsy atakalo, tsy amidy vola
Fa lova navelan’ny fahagola
Injany manako amin’ny takariva
Ny feon’aponga sy ny antsiva
Velomy ny afo mba tsy hangatsiaka
Fa kanto vywc navelan’ny Razantsika
O ! ry lahy e ! Ô ! re roy e !
Tolory lamba aho hisikinako
Misy manadala e ! misy manadala e!
Misy mikitika eto an’ilako
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Araho tehaka jpyrh sy lamako
Ny tia sy ny zfieulnp tiana no tafaray
Ka velo-korana ny havanay
Feom-baliha mitaraindraina
Mampitsanga-mitoetra ireo malaina
Vahiny mandalo toa taratara
Asandrato fa kanton’i Gasikara
O ! ry lahy e ! Ô ! re roy e !
Tolory lamba aho hisikinako
Misy manadala tononkira.serasera.org e ! misy manadala e !
Misy mikitika eto an’ilako
Ny dihy latsi-tànana mahavariana
Ravahan’ny tsiky ka mahasondriana
Tsy atakalo, tsy amidy vola
Fa lova navelan’ny fahagola
Injany manako amin’ny takariva
Ny feon’aponga sy ny antsiva
Velomy ny afo mba tsy hangatsiaka
Fa kanto vywc navelan’ny Razantsika
O ! ry lahy e ! Ô ! re roy e !
Tolory lamba aho hisikinako
Misy manadala e ! misy manadala e!
Misy mikitika eto an’ilako
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny any aminayHits : 887
Likes : 1 Like
Created by : zoured
Date : 09/03/2023 11:06
