TSAROAKO MIDONA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 -Toa tsaroako midona miaraka aminao
Ny foko ry Ankaratra be sentosento
Toa mamolivoly, ny ao anatiko ao
Mandre ny akonao aho cevf ka mametsovetso
Mikotroka mafy dia injay fa midona
Ny tononkira.serasera.org sentoko ve ? Injao ao ihany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
Sarotra xcbcvoa ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
2 - Ny foko manembona lava tsy tana
Maniry hatrany maniry ho tody o !
Mikasa hiverina cdtw hody an-tanàna
lzany no sisa atao fanafody
Ankaratra ho aho manako moramora
Manaitra ny fo mbola lavi-podiana
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
Ny foko ry Ankaratra be sentosento
Toa mamolivoly, ny ao anatiko ao
Mandre ny akonao aho cevf ka mametsovetso
Mikotroka mafy dia injay fa midona
Ny tononkira.serasera.org sentoko ve ? Injao ao ihany
Sarotra ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
Sarotra xcbcvoa ialàna sy saro-bonoina
Manembona mafy satria lavi-tany
2 - Ny foko manembona lava tsy tana
Maniry hatrany maniry ho tody o !
Mikasa hiverina cdtw hody an-tanàna
lzany no sisa atao fanafody
Ankaratra ho aho manako moramora
Manaitra ny fo mbola lavi-podiana
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Sady maneso no toa manakora
Manembona mafy satria lavi-tany
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 814
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 10:49
