TERY AM-PAMOLOANA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko hotohizana foana
Irony isika tery am-pamoloana
Ilay niaraka namboatra mololo
Nisangisangy nisambotra lolo
lanao ilay nitomany irery
Nanaovako sangy mahery
Nanomboka teo dia nafana
llay fitia efa saro-bahana
Refrain :
Tsy mba nandrara i Dada sy i tononkira.serasera.org Neny
Fa anatra kosa no nomeny
Araraoty hoy izy ny hatanorana
Fadio ny manao hadalana
Dia tsy natao ankinafina intsony
ilay fitia snyordee f'efa zary namony
Ka indro vddg mamelana foana
Na ririnina na lohataona
Dia namonjy toera-mangiana
Nifampitosy namorona dina
Fa hiombona ho qkty mandrakizay
Ity fo anankiroa tafaray
Masoandro mody tsy hay tohaina
No nampitsangana antsika malaina
Orokoroka, sento, tomany
Fitiavana izany ka mamy
Refrain
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Irony isika tery am-pamoloana
Ilay niaraka namboatra mololo
Nisangisangy nisambotra lolo
lanao ilay nitomany irery
Nanaovako sangy mahery
Nanomboka teo dia nafana
llay fitia efa saro-bahana
Refrain :
Tsy mba nandrara i Dada sy i tononkira.serasera.org Neny
Fa anatra kosa no nomeny
Araraoty hoy izy ny hatanorana
Fadio ny manao hadalana
Dia tsy natao ankinafina intsony
ilay fitia snyordee f'efa zary namony
Ka indro vddg mamelana foana
Na ririnina na lohataona
Dia namonjy toera-mangiana
Nifampitosy namorona dina
Fa hiombona ho qkty mandrakizay
Ity fo anankiroa tafaray
Masoandro mody tsy hay tohaina
No nampitsangana antsika malaina
Orokoroka, sento, tomany
Fitiavana izany ka mamy
Refrain
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 763
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 10:47
