Andriamanitra o (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitro o
Andriamanitro ianao,mitady anao
Mitady anao fatratra aho
Fa mangetaheta anao ny fanahiko
Maniry anao ny nofoko Ray o
Andriamanitro o,ianao tononkira.serasera.org no qlyhkb fialofako
Feno fahoriana raha ny fiainanay ety
Sento fijaliana,rakotr’haizina Ray o
Nefa mba ho aiza moa zahay,iza no hitarainanay
Ianao lay tsy mandao,Tompo tsy mba mahafoy anay
Andriamanitro o,ianao mahalala ny hadalako
Ny heloko tsy mba miafina aminao
Fa mihodidina ahy ireo fakam-panahy,
Faingana ianao hanafaka ahy Ray lcnbdt o,Andriamanitro jxfvw o
Ianao no fiarovako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 24051
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rah-njara
Daty : 12/08/2005 02:25