Nahatsiaro anao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
Na ny vorona nandalo iny bbjvlfml aza
Nikopaka tsimoramora
xaagxn Naraina loatra hfgkcg izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana tononkira.serasera.org aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
Na ny vorona nandalo iny bbjvlfml aza
Nikopaka tsimoramora
xaagxn Naraina loatra hfgkcg izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana tononkira.serasera.org aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 5700
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndrianja
Daty : 27/01/2002 16:05
