Nahatsiaro anao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
Na ny vorona nandalo iny aza
Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra amvj izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola zqoypxl lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any aufv Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy tononkira.serasera.org menomenona
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
Na ny vorona nandalo iny aza
Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra amvj izany ora
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
REF(2fois):
Mbola zqoypxl lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy ny any aufv Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy tononkira.serasera.org menomenona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 5736
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndrianja
Daty : 27/01/2002 16:05
