Nahatsiaro anao (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
Na ny vorona nandalo iny aza tononkira.serasera.org
Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro gdnhir anao aho macj tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy tvkgi ny any Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay
Na ny vorona nandalo iny aza tononkira.serasera.org
Nikopaka tsimoramora
Naraina loatra izany ora
Nahatsiaro gdnhir anao aho macj tamin’izay
REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny havoana)2
Hamangy tvkgi ny any Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 5679
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndrianja
Daty : 27/01/2002 16:05
