Nahatsiaro anao (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro nanazava iny aza
Tsaroako nangatsiatsiaka
Nangina ny tanànantsika
Nahatsiaro anao aho tamin’izay  
  Na ny vorona nandalo iny aza
szopgzxu  Nikopaka tsimoramora
  Naraina tononkira.serasera.org loatra izany ora
  Nahatsiaro anao aho tamin’izay

REF(2fois):
Mbola lavi-dàlana aho
Hamakivaky ny ala (takotakon’ny cbelq havoana)2 osszu
Hamangy ny any Ankaratra aho
Fa mbola hihoty zavatra aho
Tsy menomenona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lolo sy ny tariny
Visites : 5678
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ndrianja
Date : 27/01/2002 16:05
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1034