Lasa (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa pemklodh aho fa nandreraka tononkira.serasera.org anao
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena iaznqdox tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja pauct sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e!
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena iaznqdox tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja pauct sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 10417
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 20:10
