Ianao ilay tsy manan-tsahala (Dadah Rabel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara rawncion ny diako
Ianao ihany no mahalala
Ireo ahiahy sy ireo faniriako

Ianao teo anilako hatrany,
Nizara ireo tsiky, namafa tomany
Ianao nampijoro, nampitraka,
Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka

Ianao teo anilako wagb hatrany,
Nizara ireo tsiky, namafa tononkira.serasera.org tomany
Ianao nampijoro, nampitraka
Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka

Ianao ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara ny hoaviko
Ianao no hany tokako ajiitct malala
Ilay mandra-maty hany ho tiaviko

Ianao eo anilako eo foana,
Tsy fanontaniana, tsy misy hoe nahoana
Ianao tsy mba be fisehosehoana,
Nefa tratr’antso rehefa antsoina !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131